1 Tantara 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 dia i Seboela+ taranak’i Gersoma zanak’i Mosesy, no lehiben’ny mpiandraikitra ny trano fitehirizana entana.
24 dia i Seboela+ taranak’i Gersoma zanak’i Mosesy, no lehiben’ny mpiandraikitra ny trano fitehirizana entana.