1 Tantara 9:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ny sasany kosa notendrena hiandraikitra ny fitaovana hafa sy ny fitaovana masina+ rehetra sy ny lafarinina tsara toto+ sy ny divay+ sy ny menaka+ sy ny ditin-kazo manitra+ ary ny menaka balsama.+
29 Ary ny sasany kosa notendrena hiandraikitra ny fitaovana hafa sy ny fitaovana masina+ rehetra sy ny lafarinina tsara toto+ sy ny divay+ sy ny menaka+ sy ny ditin-kazo manitra+ ary ny menaka balsama.+