Salamo 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, tiako ny trano fonenanao,+Sy ilay toerana misy ny voninahitrao.+ Salamo 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+ Salamo 122:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 122 Faly aho rehefa hoy izy ireo tamiko:+“Andao isika ho any an-tranon’i Jehovah!”+
4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+