FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 27:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary i Azmaveta, zanak’i Adiela no niandraikitra ny zava-tsarobidin’ny mpanjaka.+ I Jonatana zanak’i Ozia no niandraikitra ny zava-tsarobidy tany an-tsaha,+ sy tao amin’ireo tanàna+ sy tanàna kely, ary tany amin’ireo tilikambo.

  • 1 Tantara 27:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 I Sitray Sarônita no niandraikitra ny omby niraoka ahitra tany Sarôna;+ i Safata zanak’i Adlay no niandraikitra ny omby tany amin’ny lemaka iva.

  • 1 Tantara 27:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary i Jaziza Hagarita no niandraikitra ny ondry aman’osy. Ireo rehetra ireo no mpiadidy ny fananan’i Davida Mpanjaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara