1 Mpanjaka 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Homeko anao koa izay tsy nangatahinao,+ dia harena+ sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka ho tahaka anao, amin’ny andro rehetra iainanao.+ Jaona 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa ankehitriny, Ray ô, omeo voninahitra eo anilanao aho, dia ilay voninahitra nananako teo anilanao fony mbola tsy nisy izao tontolo izao.+
13 Homeko anao koa izay tsy nangatahinao,+ dia harena+ sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka ho tahaka anao, amin’ny andro rehetra iainanao.+
5 Koa ankehitriny, Ray ô, omeo voninahitra eo anilanao aho, dia ilay voninahitra nananako teo anilanao fony mbola tsy nisy izao tontolo izao.+