2 Tantara 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ka niteny hoe:+ “Ry Jehovah Andriamanitry ny razanay+ ô, tsy ianao ve no Andriamanitra any an-danitra?+ Tsy ianao ve no mifehy ny fanjakana rehetran’ireo firenena?+ Ary tsy eo am-pelatananao ve ny hery sy ny tanjaka, ka tsy misy mahatohitra anao?+
6 ka niteny hoe:+ “Ry Jehovah Andriamanitry ny razanay+ ô, tsy ianao ve no Andriamanitra any an-danitra?+ Tsy ianao ve no mifehy ny fanjakana rehetran’ireo firenena?+ Ary tsy eo am-pelatananao ve ny hery sy ny tanjaka, ka tsy misy mahatohitra anao?+