Salamo 115:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 115 Tsy mendrika hahazo na inona na inona izahay, Jehovah ô,+Fa ny anaranao kosa no mendrika hahazo voninahitra,+Araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana sy araka ny fahamarinanao.+ Filipianina 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Andriamanitra mantsy no miasa ao anatinareo,+ satria izany no mahafinaritra azy. Amin’izay dia sady maniry ianareo no manatanteraka.+
115 Tsy mendrika hahazo na inona na inona izahay, Jehovah ô,+Fa ny anaranao kosa no mendrika hahazo voninahitra,+Araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana sy araka ny fahamarinanao.+
13 Andriamanitra mantsy no miasa ao anatinareo,+ satria izany no mahafinaritra azy. Amin’izay dia sady maniry ianareo no manatanteraka.+