Levitikosy 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Koa tsy tokony hatao varo-maty+ ny tany, satria ahy+ ny tany fa mpivahiny sy mpiavy kosa ianareo amiko.+ Hebreo 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Maty+ tamim-pinoana ireo rehetra ireo, na dia tsy hitany aza ny fahatanterahan’ny fampanantenana,+ fa tazany lavitra+ kosa, ka faly niandrandra izany izy ireo, ary nanambara ampahibemaso fa vahiny sy mpivahiny teo amin’ilay tany.+
23 “‘Koa tsy tokony hatao varo-maty+ ny tany, satria ahy+ ny tany fa mpivahiny sy mpiavy kosa ianareo amiko.+
13 Maty+ tamim-pinoana ireo rehetra ireo, na dia tsy hitany aza ny fahatanterahan’ny fampanantenana,+ fa tazany lavitra+ kosa, ka faly niandrandra izany izy ireo, ary nanambara ampahibemaso fa vahiny sy mpivahiny teo amin’ilay tany.+