Deoteronomia 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa tandremo ny didy sy ny fitsipika ary ny didim-pitsarana izay andidiako anao anio, ka ankatoavy.+ Deoteronomia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Ireto avy ny fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ka araho+ tsara, mandritra ny androm-piainanareo any amin’ilay tany+ avelan’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo halainareo ho fanananareo:
11 Koa tandremo ny didy sy ny fitsipika ary ny didim-pitsarana izay andidiako anao anio, ka ankatoavy.+
12 “Ireto avy ny fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ka araho+ tsara, mandritra ny androm-piainanareo any amin’ilay tany+ avelan’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo halainareo ho fanananareo: