FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Any ianareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo,+ sy hifaly amin’izay rehetra ataonareo,+ dia ianareo sy ny ankohonanareo, satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.

  • 2 Tantara 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary tamin’ny andro fahatelo amby roapolon’ny volana fahafito, dia nalefany nody ny vahoaka. Faly+ sy ravoravo tokoa izy ireo noho ny soa+ nataon’i Jehovah tamin’i Davida sy Solomona ary ny Israely olony.+

  • Nehemia 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia lasa daholo ny olona ka nihinana sy nisotro sy nanatitra anjara+ ho an’izay tsy nanana, ary nifaly be+ mihitsy satria azon’izy ireo tsara izay nambara taminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara