1 Mpanjaka 2:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo azy+ i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.+
35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo azy+ i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.+