1 Tantara 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nanjaka teo amin’ny Israely rehetra i Davida,+ ka namoaka didim-pitsarana sy nampihatra ny rariny foana teo amin’ny vahoakany manontolo.+ Salamo 78:71 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 71 Teny am-piandrasana ondrivavy mampinono izy+No nalainy mba hiandry an’i Jakoba olony+Sy Israely lovany.+
14 Dia nanjaka teo amin’ny Israely rehetra i Davida,+ ka namoaka didim-pitsarana sy nampihatra ny rariny foana teo amin’ny vahoakany manontolo.+
71 Teny am-piandrasana ondrivavy mampinono izy+No nalainy mba hiandry an’i Jakoba olony+Sy Israely lovany.+