2 Samoela 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny faharoa dia i Kileaba,+ zanany tamin’i Abigaila,+ ilay vadin’i Nabala Karmelita, ary ny fahatelo dia i Absaloma+ zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay+ mpanjakan’i Gesora. 2 Samoela 13:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia nandositra tany Gesora+ i Absaloma, ka nijanona tany telo taona.
3 Ny faharoa dia i Kileaba,+ zanany tamin’i Abigaila,+ ilay vadin’i Nabala Karmelita, ary ny fahatelo dia i Absaloma+ zanak’i Maka, zanakavavin’i Talmay+ mpanjakan’i Gesora.