Ezekiela 27:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Lamba rongony maro loko avy any Ejipta+ no novelarina mba hatao lain-tsambo ho anao. Ary kofehy manga+ sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena,+ izay samy avy any amin’ireo nosy Elisaha,+ no nandrakofana ny tokotanin-tsambo.
7 Lamba rongony maro loko avy any Ejipta+ no novelarina mba hatao lain-tsambo ho anao. Ary kofehy manga+ sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena,+ izay samy avy any amin’ireo nosy Elisaha,+ no nandrakofana ny tokotanin-tsambo.