1 Samoela 25:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy lehilahy iray tao Maona,+ ary niasa tany Karmela+ izy. Mpanankarem-be ralehilahy, sady nanana ondry telo arivo sy osy arivo. Dia nanety+ ny ondriny tao Karmela izy.
2 Nisy lehilahy iray tao Maona,+ ary niasa tany Karmela+ izy. Mpanankarem-be ralehilahy, sady nanana ondry telo arivo sy osy arivo. Dia nanety+ ny ondriny tao Karmela izy.