2 Mpanjaka 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Valo taona i Josia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika amby telopolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jedida zanak’i Adaia avy any Bozkata.+ Matio 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hezekia niteraka an’i Manase;+Manase+ niteraka an’i Amona;+Amona+ niteraka an’i Josia;
22 Valo taona i Josia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika amby telopolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jedida zanak’i Adaia avy any Bozkata.+