14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ao amin’ny boky+ izao ho fahatsiarovana, sady lazao amin’i Josoa hoe: ‘Hofafako tanteraka tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.’”+
12 dia avy tamin’i Syria sy Moaba,+ sy ny taranak’i Amona sy ny Filistinina,+ ary ny Amalekita,+ ary avy tamin’ny zavatra azo babo tamin’i Hadadezera zanak’i Rehoba mpanjakan’i Zoba.+