13 Nomeko ho an’ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa ny ambiny amin’i Gileada+ sy ny faritr’i Basana+ manontolo, izay anisan’ny fanjakan’i Oga. Tsy antsoina hoe tanin’ny Refaima+ ve ny faritr’i Argoba+ manontolo, izay anisan’i Basana?
19 Haveriko any amin’ny kijana nisy azy ny Israely,+ ka hiraoka ahitra any Karmela+ sy Basana.+ Ho voky tokoa izy, eny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima+ sy Gileada.’”+