1 Tantara 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary i Eleazara+ niteraka an’i Finehasa,+ ary i Finehasa niteraka an’i Abisoa,+ 1 Tantara 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary i Finehasa+ zanak’i Eleazara+ no mpitarika teo amin’izy ireo taloha. Ary nomba azy i Jehovah.+
20 Ary i Finehasa+ zanak’i Eleazara+ no mpitarika teo amin’izy ireo taloha. Ary nomba azy i Jehovah.+