Nomery 26:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary ireto avy ny taranak’i Efraima,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Sotela+ ny fianakavian’ny Sotelita, avy tamin’i Bekera ny fianakavian’ny Bekerita, avy tamin’i Tahana+ ny fianakavian’ny Tahanita.
35 Ary ireto avy ny taranak’i Efraima,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Sotela+ ny fianakavian’ny Sotelita, avy tamin’i Bekera ny fianakavian’ny Bekerita, avy tamin’i Tahana+ ny fianakavian’ny Tahanita.