1 Samoela 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nisy lehilahy benjaminita iray atao hoe Kisy,+ zanak’i Abiela, zanak’i Zerora, zanak’i Bekorata, zanak’i Afia, Benjaminita.+ Mpanankarem-be+ ralehilahy. Asan’ny Apostoly 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nitaky ny hanana mpanjaka+ anefa izy ireo taorian’izay. Koa nomen’Andriamanitra azy nandritra ny efapolo taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+
9 Ary nisy lehilahy benjaminita iray atao hoe Kisy,+ zanak’i Abiela, zanak’i Zerora, zanak’i Bekorata, zanak’i Afia, Benjaminita.+ Mpanankarem-be+ ralehilahy.
21 Nitaky ny hanana mpanjaka+ anefa izy ireo taorian’izay. Koa nomen’Andriamanitra azy nandritra ny efapolo taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+