1 Tantara 8:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 ary i Moza niteraka an’i Binea, ary i Binea niteraka an’i Rafa,+ ary i Rafa niteraka an’i Elasa, ary i Elasa niteraka an’i Azela.
37 ary i Moza niteraka an’i Binea, ary i Binea niteraka an’i Rafa,+ ary i Rafa niteraka an’i Elasa, ary i Elasa niteraka an’i Azela.