1 Samoela 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Raha sahy manao ratsy an-kitsirano kosa ianareo, dia ho ringana ianareo+ sy ny mpanjakanareo.”+ Hosea 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nanome mpanjaka anao tao anatin’ny fahatezerako aho,+ ary hanaisotra azy ao anatin’ny fahavinirako.+
11 Dia nanome mpanjaka anao tao anatin’ny fahatezerako aho,+ ary hanaisotra azy ao anatin’ny fahavinirako.+