2 Samoela 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy. 2 Samoela 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tsy tian’i Davida ny hamindra ny Vata masin’i Jehovah ho any aminy, any amin’ny Tanànan’i Davida.+ Koa nasainy navily nankany an-tranon’i Obeda-edoma+ Gatita+ ilay izy. 1 Mpanjaka 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nodimandry any amin’ny razany+ i Davida ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+
9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy.
10 Ary tsy tian’i Davida ny hamindra ny Vata masin’i Jehovah ho any aminy, any amin’ny Tanànan’i Davida.+ Koa nasainy navily nankany an-tranon’i Obeda-edoma+ Gatita+ ilay izy.