Genesisy 49:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Hisy mpandroba hanafika an’i Gada, nefa izy hanafika ny vodilaharan’ireny.+ Deoteronomia 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny amin’i Gada, dia hoy izy:+ “Mahazo fitahiana ilay manitatra ny sisin-tanin’i Gada.+Honina tahaka ny liona izy,+Sady hamiravira sandry, eny, hatramin’ny tampon-doha aza.+
20 Ny amin’i Gada, dia hoy izy:+ “Mahazo fitahiana ilay manitatra ny sisin-tanin’i Gada.+Honina tahaka ny liona izy,+Sady hamiravira sandry, eny, hatramin’ny tampon-doha aza.+