Deoteronomia 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka nataoko ho lehibenareo: Lehiben’ny arivo sy lehiben’ny zato sy lehiben’ny dimampolo sy lehiben’ny folo ary mpiadidy teo amin’ny fokonareo.+ Deoteronomia 33:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.”
15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka nataoko ho lehibenareo: Lehiben’ny arivo sy lehiben’ny zato sy lehiben’ny dimampolo sy lehiben’ny folo ary mpiadidy teo amin’ny fokonareo.+
17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.”