Genesisy 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Jakoba raha vao nahita an’ireo: “Tobin’Andriamanitra ity!”+ Koa nataony hoe Mahanaima+ ny anaran’io toerana io. Josoa 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hoy ralehilahy: “Tsia, fa lehiben’ny tafik’i Jehovah aho, ary izany no ahatongavako eto.”+ Dia niondrika i Josoa ka niankohoka+ tamin’ny tany, sady niteny hoe: “Inona no holazain’ny tompoko amin’ny mpanompony?”
2 Dia hoy i Jakoba raha vao nahita an’ireo: “Tobin’Andriamanitra ity!”+ Koa nataony hoe Mahanaima+ ny anaran’io toerana io.
14 Ary hoy ralehilahy: “Tsia, fa lehiben’ny tafik’i Jehovah aho, ary izany no ahatongavako eto.”+ Dia niondrika i Josoa ka niankohoka+ tamin’ny tany, sady niteny hoe: “Inona no holazain’ny tompoko amin’ny mpanompony?”