1 Tantara 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ireto avy ny naterak’i Benjamina:+ I Bela+ no lahimatoa, Asbela+ no faharoa, Ahara+ no fahatelo, 1 Tantara 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka mpandefa zana-tsipìka, izay sady kavanana no kavia+ rehefa mampiasa pilotra+ sy mandefa zana-tsipìka.+ Rahalahin’i Saoly izy ireo, izany hoe, Benjaminita.
8 Ary ireto avy ny naterak’i Benjamina:+ I Bela+ no lahimatoa, Asbela+ no faharoa, Ahara+ no fahatelo,
2 ka mpandefa zana-tsipìka, izay sady kavanana no kavia+ rehefa mampiasa pilotra+ sy mandefa zana-tsipìka.+ Rahalahin’i Saoly izy ireo, izany hoe, Benjaminita.