Ohabolana 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny fahendren’ny malina no mahatonga azy hahalala ny ataony,+ fa mamitaka kosa ny hadalan’ny tsisy saina.+ Mpitoriteny 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fahendrena no mahatonga ny hendry hahery kokoa noho ny lehilahy folo mifehy tanàna iray.+ Mpitoriteny 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aleo fahendrena toy izay fitaovam-piadiana. Ary afaka manimba zava-tsoa maro na dia mpanota iray monja aza.+
8 Ny fahendren’ny malina no mahatonga azy hahalala ny ataony,+ fa mamitaka kosa ny hadalan’ny tsisy saina.+
18 Aleo fahendrena toy izay fitaovam-piadiana. Ary afaka manimba zava-tsoa maro na dia mpanota iray monja aza.+