-
1 Mpanjaka 1:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nandeha nidina mantsy i Adonia androany mba hanao sorona+ omby sy biby nohatavezina ary ondry be dia be. Ary nasainy daholo ny zanakalahin’ny mpanjaka sy ny lehiben’ny tafika ary Abiatara mpisorona.+ Koa mihinana sy misotro eo anatrehan’i Adonia ao ry zareo, ary izao foana no teniny: ‘Ho ela velona anie i Adonia Mpanjaka!’+
-