2 Samoela 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nizarany+ mofo boribory* sy mofo antrendry ary mofo vita tamin’ny voaloboka maina ny olona rehetra, dia ny vahoakan’Israely manontolo, na lahy na vavy.+ Dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra avy eo.
19 Ary nizarany+ mofo boribory* sy mofo antrendry ary mofo vita tamin’ny voaloboka maina ny olona rehetra, dia ny vahoakan’Israely manontolo, na lahy na vavy.+ Dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra avy eo.