Nomery 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ampanatony ny fokon’i Levy,+ ka asaivo mijoro eo anatrehan’i Arona mpisorona, mba hanampy+ azy. Nomery 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tsy ampy anao angaha ny nampanatonany anao sy ny rahalahinao rehetra anisan’ny taranak’i Levy? Dia mbola te hanao ny asa fisoronana koa ve ianareo?+ 1 Tantara 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy i Davida tamin’izay: “Tsy misy mahazo milanja ny Vata masin’Andriamanitra afa-tsy ny Levita ihany, satria izy ireo no nofidin’i Jehovah hilanja ny Vata masin’i Jehovah+ sy hanompo+ azy mandritra ny fotoana tsy voafetra.”
10 Ary tsy ampy anao angaha ny nampanatonany anao sy ny rahalahinao rehetra anisan’ny taranak’i Levy? Dia mbola te hanao ny asa fisoronana koa ve ianareo?+
2 Ary hoy i Davida tamin’izay: “Tsy misy mahazo milanja ny Vata masin’Andriamanitra afa-tsy ny Levita ihany, satria izy ireo no nofidin’i Jehovah hilanja ny Vata masin’i Jehovah+ sy hanompo+ azy mandritra ny fotoana tsy voafetra.”