Levitikosy 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nisy afo nivoaka avy teo anatrehan’i Jehovah ka nandoro azy roa lahy,+ ary maty teo anatrehan’i Jehovah izy.+ 2 Samoela 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nirehitra tamin’i Oza ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka novonoin’Andriamanitra teo izy+ satria tsy naneho fanajana. Dia maty teo akaikin’ilay Vata masin’Andriamanitra izy.+
2 Koa nisy afo nivoaka avy teo anatrehan’i Jehovah ka nandoro azy roa lahy,+ ary maty teo anatrehan’i Jehovah izy.+
7 Koa nirehitra tamin’i Oza ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka novonoin’Andriamanitra teo izy+ satria tsy naneho fanajana. Dia maty teo akaikin’ilay Vata masin’Andriamanitra izy.+