FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Gideona, tamin’iny alina iny:+ “Mitsangàna, ary midìna ka tafiho ny ao an-toby, fa natolotro eo an-tananao izy.+

  • 1 Samoela 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha milaza kosa izy hoe: ‘Miakara hiady aminay!’, dia hiakatra isika, satria hatolotr’i Jehovah eo an-tanantsika ireo. Izany no ho famantarana ho antsika.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara