Deoteronomia 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary manomboka anio dia hataoko mihorohoro sy matahotra anao ny olona ambanin’ny lanitra rehetra izay handre momba anao. Dia hitebiteby izy ary hanaintaina toy ny mihetsi-jaza noho ny aminao.’+ Deoteronomia 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy hisy hahatohitra anareo,+ fa hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mihorohoro sy matahotra anareo ny tany rehetra+ hodiavinareo, araka izay nampanantenainy anareo. Josoa 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ka niteny hoe: “Fantatro fa homen’i Jehovah anareo ity tany ity,+ ary matahotra anareo izahay,+ sady kivy noho ny aminareo ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity.+
25 Ary manomboka anio dia hataoko mihorohoro sy matahotra anao ny olona ambanin’ny lanitra rehetra izay handre momba anao. Dia hitebiteby izy ary hanaintaina toy ny mihetsi-jaza noho ny aminao.’+
25 Tsy hisy hahatohitra anareo,+ fa hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mihorohoro sy matahotra anareo ny tany rehetra+ hodiavinareo, araka izay nampanantenainy anareo.
9 ka niteny hoe: “Fantatro fa homen’i Jehovah anareo ity tany ity,+ ary matahotra anareo izahay,+ sady kivy noho ny aminareo ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity.+