Ohabolana 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny olon-kendry izay manome anatra dia toy ny kavina volamena sy firavaka volamena tena tsara eo amin’ny sofin’ny olona mihaino anatra.+ Mika 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Milaza ve ianareo, ry taranak’i Jakoba,+ hoe: “Fa angaha moa tsy faly ny fanahin’i Jehovah, sa izao no fanaony?”+ Moa ve ny teniko tsy hitondra soa+ ho an’izay mandeha amin’ny fahitsiana?+
12 Ny olon-kendry izay manome anatra dia toy ny kavina volamena sy firavaka volamena tena tsara eo amin’ny sofin’ny olona mihaino anatra.+
7 “‘Milaza ve ianareo, ry taranak’i Jakoba,+ hoe: “Fa angaha moa tsy faly ny fanahin’i Jehovah, sa izao no fanaony?”+ Moa ve ny teniko tsy hitondra soa+ ho an’izay mandeha amin’ny fahitsiana?+