Salamo 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy izy anakampo:+ “Efa nanadino Andriamanitra.+Efa nanafina ny tavany izy.+Tsy ho hitany mihitsy izany.”+ Isaia 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary milaza amin’izay mahita izy ireo hoe: ‘Aza mijery’, ary amin’izay mahazo fahitana hoe: ‘Aza maminany zavatra marina momba anay.+ Teny fandokafana no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+ Hosea 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny faharatsiany no ampifaliany ny mpanjaka, ary ny famitahany no ampifaliany ny andriana.+
11 Hoy izy anakampo:+ “Efa nanadino Andriamanitra.+Efa nanafina ny tavany izy.+Tsy ho hitany mihitsy izany.”+
10 Ary milaza amin’izay mahita izy ireo hoe: ‘Aza mijery’, ary amin’izay mahazo fahitana hoe: ‘Aza maminany zavatra marina momba anay.+ Teny fandokafana no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+