FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa hoy i Mikaia: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia izay holazain’i Jehovah amiko ihany no hambarako.”+

  • Jeremia 23:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Izay mpaminany manonofy, dia aoka hitantara ny nofiny. Fa izay nanankinana ny teniko kosa, dia aoka hilaza marina ny teniko.”+

      “Inona moa no iombonan’ny mololo amin’ny voam-bary?”,+ hoy i Jehovah.

  • Jeremia 42:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy i Jeremia mpaminany tamin’ireo: “Eny àry fa efa re izay! Hivavaka amin’i Jehovah Andriamanitrareo aho araka izany teninareo izany.+ Ary holazaiko aminareo daholo izay teny havalin’i Jehovah anareo.+ Tsy hisy teny hafeniko aminareo, na iray aza.”+

  • Asan’ny Apostoly 20:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 satria tsy niahotra nilaza taminareo ny sitrapon’Andriamanitra+ rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara