Salamo 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny anjelin’i Jehovah dia mitoby manodidina an’izay matahotra Azy,+Ka mamonjy azy.+ Salamo 46:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Fialofana sy hery ho antsika Andriamanitra.+Mpanampy mora azo amin’ny fotoam-pahoriana izy.+ Salamo 94:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha tsy nanampy ahy i Jehovah,+Dia efa saika nitoetra tao amin’ny fanginana aho* hoatr’izay.+