2 Tantara 35:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary voatifitry ny mpandefa zana-tsipìka+ i Josia Mpanjaka, ka niteny tamin’ny mpanompony hoe: “Ampidino aho, fa maratra mafy.”+ Salamo 34:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ho fatin’ny loza ny ratsy fanahy.+Ary homelohina izay mankahala ny olo-marina.+
23 Ary voatifitry ny mpandefa zana-tsipìka+ i Josia Mpanjaka, ka niteny tamin’ny mpanompony hoe: “Ampidino aho, fa maratra mafy.”+