Genesisy 21:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary namboly hazo tamariska tao Beri-sheba i Abrahama, ka tao no niantsoany ny anaran’i Jehovah,+ ilay Andriamanitra mandrakizay.+ Mpitsara 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nivoaka daholo ny zanak’Israely rehetra.+ Ary nivory toy ny olona iray+ teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa+ ny vahoaka, hatrany Dana+ ka hatrany Beri-sheba,+ mbamin’ny tany amin’ny faritr’i Gileada.+
33 Ary namboly hazo tamariska tao Beri-sheba i Abrahama, ka tao no niantsoany ny anaran’i Jehovah,+ ilay Andriamanitra mandrakizay.+
20 Dia nivoaka daholo ny zanak’Israely rehetra.+ Ary nivory toy ny olona iray+ teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa+ ny vahoaka, hatrany Dana+ ka hatrany Beri-sheba,+ mbamin’ny tany amin’ny faritr’i Gileada.+