FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ary mankanesa any amin’ny Levita mpisorona+ sy izay mpitsara+ am-perinasa amin’izany fotoana izany ka anontanio ireo, fa ireo no hilaza aminao ny didim-pitsarana.+

  • Deoteronomia 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ary hanatona eo ny mpisorona taranak’i Levy, satria izy ireo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao hanompo azy+ sy hitso-drano+ amin’ny anaran’i Jehovah, ary ny tenin’izy ireo no hoenti-mandamina ny adihevitra rehetra momba ny herisetra isan-karazany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara