Deoteronomia 30:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Fa tsy sarotra loatra aminao izany didy andidiako anao anio izany, sady tsy lavitra loatra.+ Salamo 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana.
7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana.