2 Mpanjaka 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Jorama,+ ka nalevina any amin’ny razany, tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Ahazia+ zanany no nanjaka nandimby azy. 1 Tantara 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Josafata niteraka an’i Jorama;+ Jorama niteraka an’i Ahazia;+ Ahazia niteraka an’i Joasy;+
24 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Jorama,+ ka nalevina any amin’ny razany, tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Ahazia+ zanany no nanjaka nandimby azy.