2 Mpanjaka 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia+ fa maty ilay zanany, dia naripany avokoa ny tarana-mpanjaka.+ 2 Mpanjaka 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa ren’i Atalia ny firodorodon’ny olona nihazakazaka, dia nankany amin’ny vahoaka tany an-tranon’i Jehovah avy hatrany izy.+
11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia+ fa maty ilay zanany, dia naripany avokoa ny tarana-mpanjaka.+
13 Rehefa ren’i Atalia ny firodorodon’ny olona nihazakazaka, dia nankany amin’ny vahoaka tany an-tranon’i Jehovah avy hatrany izy.+