2 Tantara 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary niaraka tamin’izy ireo tao an-tranon’Andriamanitra i Joasy ka nafenina tao enin-taona,+ raha mbola nanjaka+ nanerana ilay tany i Atalia.+ 2 Tantara 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny tranon’Andriamanitra mantsy efa norobain’ny+ zanakalahin’i+ Atalia ratsy fanahy, ary na ny zava-masina+ rehetra tao an-tranon’i Jehovah aza natolony ho an’ireo Bala.”+
12 Ary niaraka tamin’izy ireo tao an-tranon’Andriamanitra i Joasy ka nafenina tao enin-taona,+ raha mbola nanjaka+ nanerana ilay tany i Atalia.+
7 Ny tranon’Andriamanitra mantsy efa norobain’ny+ zanakalahin’i+ Atalia ratsy fanahy, ary na ny zava-masina+ rehetra tao an-tranon’i Jehovah aza natolony ho an’ireo Bala.”+