1 Samoela 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah no mamono sy mitsimbina ny aina,+Izy no mampidina any amin’ny Fasana,*+ sy mampiakatra avy any.+
6 I Jehovah no mamono sy mitsimbina ny aina,+Izy no mampidina any amin’ny Fasana,*+ sy mampiakatra avy any.+