1 Mpanjaka 1:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia niakatra nanaraka azy ny olona rehetra sady nitsoka sodina+ ary ravoravo fatratra,+ hany ka nitresaka ny tany+ noho ny kotaban’izy ireo. Ohabolana 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Faly ny ao an-tanàna satria tsara toetra ny olo-marina,+ ary mihoby ny olona rehefa maty ny ratsy fanahy.+
40 Dia niakatra nanaraka azy ny olona rehetra sady nitsoka sodina+ ary ravoravo fatratra,+ hany ka nitresaka ny tany+ noho ny kotaban’izy ireo.
10 Faly ny ao an-tanàna satria tsara toetra ny olo-marina,+ ary mihoby ny olona rehefa maty ny ratsy fanahy.+