1 Mpanjaka 1:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary nalain’i Zadoka mpisorona avy tao amin’ny tranolay+ ny tandroka misy menaka,+ ka nohosorany+ ho mpanjaka i Solomona. Dia notsofina ny anjombona, ary indray niredona ny olona rehetra hoe: “Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!”+ 2 Mpanjaka 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia samy nanala ny fitafiany+ haingana izy ireo ka nametraka izany teo ambanin’i Jeho, teo amin’ireo zanatohatra. Ary nitsoka anjombona izy ireo,+ ka nilaza hoe: “Lasa mpanjaka i Jeho!”+
39 Ary nalain’i Zadoka mpisorona avy tao amin’ny tranolay+ ny tandroka misy menaka,+ ka nohosorany+ ho mpanjaka i Solomona. Dia notsofina ny anjombona, ary indray niredona ny olona rehetra hoe: “Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!”+
13 Dia samy nanala ny fitafiany+ haingana izy ireo ka nametraka izany teo ambanin’i Jeho, teo amin’ireo zanatohatra. Ary nitsoka anjombona izy ireo,+ ka nilaza hoe: “Lasa mpanjaka i Jeho!”+