-
2 Mpanjaka 14:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Tsy novonoiny anefa ny zanak’ireo mpamono, araka ny voasoratra ao amin’ny boky misy ny lalàn’i Mosesy, izay misy izao didin’i Jehovah izao:+ “Ny ray tsy tokony hovonoina ho faty noho ny ataon’ny zanaka, ary ny zanaka tsy tokony hovonoina ho faty noho ny ataon’ny ray. Noho ny fahotany ihany no tokony hamonoana ny tsirairay.”+
-